Dikan'ny teny : misaroro

Hampiditra dikany hafa
(saroro) mt, p, (misaroroa): Manolikoly, manambitamby, manejokejo mba hamitahana: Tandremo fa mahay misaroro iny olona iny. • Manao izay hahafantarana, mangaroka: Efa ela no nisaroro ahy Rangahy iny, ¶ M,h,: Mangaroka, misafary ? Mamitaka amim-pahakmgana: Fetsy ratsy misaroro olona iny mpangalatra iny. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0073