Dikan'ny teny : misangongo

Hampiditra dikany hafa
(sangongo) mt. s.: Mivory betsaka eo amin'ny toerana iray, mivangongo, miavosa: Mahafsiravina ireto uitsika misangongo eto. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.083