Dikan'ny teny : misandratra

Hampiditra dikany hafa
(sandratra) mt. s. (misandrata): Miakatra, mianika amin'ny toerana avo, misondrotra, misavoana: Misandratra eny amin'ny habakabaka ny papangohazo. ? h.o.: Miakatra amin'ny kilasy na voninahitra na haja ambony: Nisandratra kosa tato ho ato ny mpilalao baolin'i Madagasikara. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0921