Dikan'ny teny : misampana

Hampiditra dikany hafa
(sampana) mt. s.: Misy rantsana, mirantsana: Etsy alohaloha etsy dia misampana roa ny lalana ka ny hauia no mankany an-tsena. / Misahana: Misampana amin'ny raharaha maro izy ka sahirana. 1 Misalasala: Misampana ny saiko: na handeha na hijanona. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067