Dikan'ny teny : misamontitra

Hampiditra dikany hafa
(samontitra) mt. s.: Tezitra, misafoaka, vinitra izaitsizy, mitroatran'ny hatezerana: Nisamontitra ta-min 'ny mpianany nananihany azy Ramose. ΒΆ M.h.: Mifoaka, mitroatra, mifoaba. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066