Dikan'ny teny : misamaka
Hampiditra dikany hafa
(samaka) mt. s.: Vaky triatra, misaraka roa: Efa nisamaka ilay hazo ka mora notapahina. 1 Misahana raharaha maso: Nisamaka telo izy ka nalaky uizana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha