Dikan'ny teny : misalovana
Hampiditra dikany hafa
(salouana) mt. p. (misalouàna): Mipetraka na mandalo eo anoloan'ny o1ona iray: Aza misalouana olona fa tsy fahalalam-pomba izany. 1 Mitsatsaingoka miteny alohan'ny olona ka manapaka ny teniny: Tsy tokony hisalovana ny tenin'ny lehibe ny ankizy. / Mitsofoka ka mitsabaka amin'ny raharahan'ny sasany ka manelingelina azy: Aza misalovana amin'ny raharahako ianao fa ny anao atao tsara. * Ohab.: Bingo manao matso ka misalouana ny anjaran'ny sasany: enti-milaza ireo manembantsembana ny ataon' ny hafa. ¶ M.h.: Mitakatra, mitsabaka, miditra, misalehotra, manao bingo mahao matso.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha