Dikan'ny teny : misakana

Hampiditra dikany hafa
(sakana) mt. p. (misakàna): Manisy fefy, vala: Misakana ny filibana ny fivauahana. / Mandrara: Nisakana azy tsy hanao izany herisetra izany araka izay azoko natao aho. 1 Mampijanona: Misakana olona mandositra. / Nisakana fiarakodia aho fa tsy aisy nety nandray. 1 Manao izay tsy hahatanteraka: Ny lehiben'ny tanàna no nisakana izany zauatra tsy andrariny izany. / Tsy marne-la hivarotra (lova): Nisakana ny tanimbarinay etsy Andohatapenaka izy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.009