Dikan'ny teny : misaingy
Hampiditra dikany hafa
(saingy) mt. s. (misainge): Manaja, mitandrina, mikajy, mitandro: Olona misaingy ny voninahiny izy ka tsy hahavita izany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha