Dikan'ny teny : mirotoroto
Hampiditra dikany hafa
(rotoroto) mt, s. (mirotorotoa): Dodona, mai-ka rehefa manao zavatra, manao zavatra haingana: Aza mirotoroto rehefa manao zavatra fa mety ho tsy vita tsara na misy hadino.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha