Dikan'ny teny : mirongatra

Hampiditra dikany hafa
(rongatra) mt, s.: Miseho indray miaraka (entimilaza indrindra ny aretina misy votrovotro, toy ny kitrotro, bonibony): Nirongatra anikeheo ny kitrotron' i Bao kely. 0 Mandositra mamaky vala: Nirongatra ny ombin-dRakoto halma, ΒΆ M,h.: Mandrongatra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0065