Dikan'ny teny : mironaka
Hampiditra dikany hafa
(ronaka) mt. s. (mironaha): Tia fatratra, matimpitia: Efa ela no fantatro ho nironaka tamin'iny zazalahy iny ny zanakao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha