Dikan'ny teny : mirodana
Hampiditra dikany hafa
(rodana) mt. s. (mirodàna): Mianjera ambony ambany, mikoa, mihotsaka: Nirodana ny tambohonay azon'ny ranonorana nijojo tsy an-kijanona, 0 h.o.: Rava:Nirodana ny fanantenana. 0 Mianjera, mivarina: Tao ankady avara-trano no nirodana ny mpangalatra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha