Dikan'ny teny : miroatra
Hampiditra dikany hafa
(roatra) mt. s. (miroata): Miseho betsaka indray miaraka: Miaramila ampolony maro no niroatra nivoaka ny zohy lava fierena. ~ Mihoa-pefy, mihoatra ny fefüoha,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha