Dikan'ny teny : miriorio
Hampiditra dikany hafa
(riorio) mt. s. (miriorioua): Mirenireny, mandehandeha tsy misy toniany, mirendrena, mivoivoy. ? Mivily any amin'ny tsy izy, mibirioka: Tsy mahagaga izy raha miriorio fa mbola tanora fanahy. 1 Mandeha atsy mandeha aroa, tsy mitombina amin'ny zavatra iray: Rehefa Rangahy iny no tonga, miriorio foana ny resaka a-tao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha