Dikan'ny teny : mirindrina

Hampiditra dikany hafa
(rindrina) mt. s.: Mikatona, tsy mivoha: Nirindrina ny tranonareo tamin' ny izahay nandalo. • Tsy mivoaka ny trano fa mihiboka ao (mirindrin-trano no fandre matetika), mihidy amantrano: Mirindrina ao, mirindrin-trano ao Rakoto mba tsy ho voahelingelina. - F.-p.: Mirindrim-belona: ilazana ny olona manidy trano antoandro toy ny miery. Varavarana mirindrina mora vohaina: ilazana ny teny natao teo imason'ny maro ka tsahivin'ny olona mors foana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0072