Dikan'ny teny : miriadriatra

Hampiditra dikany hafa
(riadriatra) mt. s.: Mandeha na manao zavatra amin-katezerana arahim-pihetsika mitratrevatreva tsy misy fitsitsiana na dia kely aza: Asa izay nahazo azy fa niriadriatra er? izy nilaza izany tamiko. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0065