Dikan'ny teny : miretaka

Hampiditra dikany hafa
(retaka) mt, s. (miretaha): Mikoa, mirodana: Niretaka ny tamboho noho ny orana. 1 Mipetraka na matory tsy afa-miarina, mihonaka: Mire toisa eo am-pandriana ao izy indroa andro izao. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0074