Dikan'ny teny : miresaka

Hampiditra dikany hafa
(resaka) mt. s. (miresaha): Mifanakalo hevitra: Miresaka isan-kariva Rakoto sy ny zanany. • Manao teny ifamaliana amim-pifalifaliana momba izao sy izao: Rehefa avy homana izy ireo dia miresaka ela be, ¶ M.h.: Mitafasiry, mitafa, mitaria, mikorana. 1 Miteny, milaza: Niresaka inona taminao izy? (mt. p.). •Manao dinidinika, mandahatra: Niresaka momba ny tazo ilay dokotera. • Milaza, manambara ny heviny, mibaiko: Miresaka amin'ny ta-nana ny moana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0065