Dikan'ny teny : mirendrika

Hampiditra dikany hafa
(rendrika) mt. s. (mirendreha): Latsaka ao anaty rano; miempo; miray (na ho amin'ny tsara na ho amin'ny ratsy); latsaka lalina ao anatin'ny... Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0075