Dikan'ny teny : mirehitra

Hampiditra dikany hafa
(rehitra) mt. s. (mireheta): Miteraka lelafo sy hafanana: Mirehitra tsara ny kitay maina. • Tsy maty: Nirehitra mandra-paharain' ny andro ny jiro. 1 Misafoaka: Rehefa mirehitra ny hatezerany tsy tsara ny manatona azy. ~ F.-p.: Mirehi-dena: ilazana olona iharan-java-mahasahirana izay mahazo ka mandoro ny tena. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068