Dikan'ny teny : mirefarefa

Hampiditra dikany hafa
(refarefa) mt. s. (mirefarefà): Mitaritarika: Mirefarefa ny akanjonao. 1 Misafosafo, mandalo akaiky: Mahafinaritra ny mahita irony uoronkely mirefarefa eny ambony rano. • Madiva hilentika, misafosafo ny faxavodilanitra: Efa mire tare fa sy tsy ho tana ny fahazauan' ny andro. ? Mitavozavoza, mitaredretra raha manao zavatra: Mirefarefa izaitsizy izy rehefa manao zavatra. • Milasilasy, mitsiredretra, tsy mitandrina: Nirefarefa loatra ny anao lahy ka lasan'ny olona ny voiany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067