Dikan'ny teny : miredona
Hampiditra dikany hafa
(redona) mt. s. (redona): Maneno miaraka: Miredona ny konseritra. 1 Mihira na mikiakiaka mafy indray miaraka: Raha uao niditra ny mpampianatra, dia indray niredona niarahaba azy ny mpianatra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha