Dikan'ny teny : mirediredy

Hampiditra dikany hafa
(rediredy) mt. s. (miredirede):Miteniteny foana tsy misy heviny, mibedibedy foana, very saina: Mirediredy ny marary. • Mimenomenona tsy misy fiatoana: Nirediredy teo ny anao fa iza moa no hihaino azy eo? Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0082