Dikan'ny teny : miredaka
Hampiditra dikany hafa
(redaka) mt. s.: Mirehitra misy lelafo mijoalajoala: Tsy ampy toy inona, dia niredaka ilay trano tafo bozaka teo akaiky.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha