Dikan'ny teny : mirebareba

Hampiditra dikany hafa
(rebareba) mt. s. na p. t.: Mitaritarika amin'ny tany: Tianao ue ny akanjo mirebareba? ? Mitondra akanjo lava mitaritarika: Nisy olona mirebareba nitady anao tao. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0069