Dikan'ny teny : miraparapa

Hampiditra dikany hafa
(raparapa) mt. s.; Mandeha na mamindra tsy mahita izay hodiavina ka mitsapatsapa; mandeha amin'ny maizina: Maty tampoka ny jiro ka niraparapa eran'ny trano aho. ¶ M.h.: Mitsapatsapa, mipapapapa, miapanapana, mipampana, mipempena. • Mandeha-mizotra fotsiny amim-pahamaikana ka tsy mihevitra izay ho vokany, mandeha anjamba mitotototo, manao zavatra tsy voakendry: Niraparapa tany amiko izy taorian'ny nahavoazan-janany. ¶ M.h.: der. Mipapapapa. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066