Dikan'ny teny : miraona
Hampiditra dikany hafa
(raona) mt s.: Mandefa feo maro miaraka sady mafy: Andeha isika hody razandry / (..); ny kotroka injany miraona! i dada any izay efa miandry, / i neny mitazana foana. (Rafan.)
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha