Dikan'ny teny : miraoka

Hampiditra dikany hafa
(raoka) mt.: Maka sy manongotra ahitra amin'ny vava toy ny fanaon'ny omby, ondry, sns...: Zanak'omby laui-kijana, anaty toerana manavia; / miraoka ahitra tsy mba voky, mimaona foana, laui-mpanoina (F. Rai.) Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0079