Dikan'ny teny : miraingy

Hampiditra dikany hafa
(raingy) p, t. : Enti-milaza ny afo azo amin'ny fandraingena: Afo miraingy io fa tsy afo azo tamin'ny afokasoka akory. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067