Dikan'ny teny : miraikitra
Hampiditra dikany hafa
(raikitra) mt. s. (miroiketa): Mipetaka, mifetaka: Tsy miraikitra tsara amin'ny valopy ny hajia. • h.o.: Mifikitra: Aoka tsy hiraiki-po amin'ny zauatry ny tany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha