Dikan'ny teny : miradarada
Hampiditra dikany hafa
1.
(radarada) mt. s.: Miteniteny foana tsy misy antony, mirediredy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(radarada) p. t.: La-va (fiteny amin'ny nonon' omby).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha