Dikan'ny teny : mipitrapitra
Hampiditra dikany hafa
(pitrapitra) mt. s.: Mijery amin'ny maso toa mampalahelo fa mangaihay: Nipitrapitra foana teo Ihoto nony lasa ny namany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha