Dikan'ny teny : mipika

Hampiditra dikany hafa
(pika) mt. s. (mipiha): Miporitika, mipitipitika, mitifitra: Nipika teny amiko ny ra. ? hi.: Mivoaka, miely: Tandremo sao misy mipika izany teny izany, ? Mivoaka, miala, mitsoaka: Nipika ny vimiainan'ny famantaranandroko. 1 Mikombona: Nitsahatra ny orana ka nipika daholo ny elo teo amin' ny kianja. 1 Mioritra, folaka: Misy mipika ato amin'ny laferako ato. ~ Mandositra, milefa: Nipika ilay mpangalatra ka tsy hita hatramin'izao. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0542