Dikan'ny teny : mipiaka

Hampiditra dikany hafa
(piaka) mt. s. (mipiaha): Tapaka, ka misy feo heno amin'izany: Mipiaka ity hazo ity raha vao aforitra. 1 Misy feo kely heno rehefa foizina: Mipiaka ny hao. ~ Milalao karatra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0072