Dikan'ny teny : mipelipelika

Hampiditra dikany hafa
(pelipelika) mt. s. (mipelipeleha): Mihetsiketsika, mikivilivily ats? sy ar?: Mipelipelika foana ny rambon'iiay alika isaky ny manatona aho. 1 Tsy mipetraka tsara fa mihetsiketsika mankatsy mankaroa, mikofokofoka: Aza mipelipelika toy izao, rankizy a! ΒΆ M.h.: Mihefikefika, mikofokofoka, mihavatravatra, mitrifantrifana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2318