Dikan'ny teny : mipatrapatraka
Hampiditra dikany hafa
(patrapatraka) mt. s.: Mianjera mitete mahalankalana toy ny patrakala any anaty hazo: Mipatrapatraka ny oram-baventy. Mipatripatry (patripatry) p. t.: Vaventiventy, fatrofatro.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha