Dikan'ny teny : mipasoka

Hampiditra dikany hafa
(pasoka) mt. p. na p.t. (mipasoha): Mandama, mandambolambo, manindry amin'ny vy hafanaina: Maika izy fa mbola hipasoka ny akanjo hoentiny rahampitso alahady. • Voalama, voatsindrin'ny vy nohafanaina: Mi-tondra akanjo tsy mipasoka. ? h.o.: Mandrindra tsara: Loza iny raha hipasopaso-teny. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0072