Dikan'ny teny : mipaoka
Hampiditra dikany hafa
(paoka) mt. p.: Mifaoka, manendaka: Nipaoka ny tafo ny riuotra. • Mangalatra amim-pahakingana: Nisy nipaoka ny bokilko teto ambony latabatra teto.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha