Dikan'ny teny : mipaka

Hampiditra dikany hafa
(paka) mt. s. (mipakà): Mikambana, mitambatra, mikaona: Tsy mipaka tsara ny hazo amin'ity farafara ity. 1 Tonga hatramy..., mikasika ny...:Aza atao mipaka amin' ny ualindrihana ny boky fa ratsy endrika. 1 Midona: Nipaka tamin'ny xoron-databatra ny uilia ka uaky. ¶ M.h.: Mipoka, mipaika, mikatroka. • Miady: Nipaka Isambilo sy Ibalita ka nitangoronan'ny mpianatra. ? Mandritra ny... manontolo: Telo taona mipaka izy no tany Nosibe. ¶ M.h.: Ngarangindina, maninjitra, manontolo, maninjihinjy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0074