Dikan'ny teny : miotra
Hampiditra dikany hafa
(otra) mt. s. (miora): Safoina sy tsindriana amin' ny rantsantanana mba hitsotra ny hozatra amin'ny faritra marary: Miotra isan-kerinandro aho.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha