Dikan'ny teny : mioritra
Hampiditra dikany hafa
(oritra) mt. s.: Miforiporitra: Nioritra ny lamba tao am-bata ka pasohy alohan'ny hitondranao azy. ? Folaka, pitsoka: Nibolisatra tao an-tokotany aho ka nioritra ny tanako.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha