Dikan'ny teny : miontana
Hampiditra dikany hafa
(ontana) mt. s.: Mihendratra, mientana, taitra tampoka (ny fo): Niontana iray ihany ny fony noho ny tahotra. Mason-tanora miranga ny anay / ha mifenifeny ny hahazo / Fon-jatovo miontana / ka miharana ny mba hotanana. (Tsel)
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha