Dikan'ny teny : mionona
Hampiditra dikany hafa
(onona) mt. s. (mionbna): Mitony, mihaketraka, mihalefaka: Nionona ihany ny hatezerany. 1 Manaiky ny anjara ka mandefitra izay mihatra: Ry foko B, mionbna; manaoua alahelo hendry / ka ekeo ho fitondrana ny anjara sy ny tendry. (Dox)
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha