Dikan'ny teny : miongana
Hampiditra dikany hafa
(ongana) mt. s. (miongàna): Mianjera ambony ambany, mihohoka: Niongana ny latabatra. • Lavo, po-traita: Niongana tao amin' ilay kisolosolo auaratra tao izy. ? Mietry, miletsy: Efa niongana ela ilay mpitandrina teto fantatrao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha