Dikan'ny teny : miongaka

Hampiditra dikany hafa
(ongaka) mt. s. (miongaha): Miala, miesotra, la-sa: Niongaka izy rehetra. • Miendaka: Nipoaka ny vato ka betsaka no niongaka, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0184