Dikan'ny teny : miondrika

Hampiditra dikany hafa
(ondrika) mt. s. (miondreha): Milefitra ny loha, mirona, miraika mialoha: Miondrika rehefa miarahaba olona ambony. 1 Manarampo (amin'ny alahelo): Aza dia miondrika amin'ny alahelo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0925