Dikan'ny teny : miondrana
Hampiditra dikany hafa
(ondrana) mt, s. (miondrĂ na): Miditra amin' ny lakana na ny sambo mba handeha hiampita: Tamin'ny fito maraina izahay no niondrana ho any Maurice.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha