Dikan'ny teny : miondana
Hampiditra dikany hafa
(ondana) mt. s. (miondàna): Manana ondana: Matory tsy miondana. ? Mampiasa ho ondana: Miondam-bato. ~ F.-p.: Miondam-bary, ronono, tantely...: mivatsy na mitao vary, ronono, tantely.,. ) Tsy miondan-tanana: tsy mihafy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha