Dikan'ny teny : miompana

Hampiditra dikany hafa
(ompana) mt. s. (miompàna): Miraikitra, mipetaka: Niompana tamin'ny hazo izy no notifirina. 1 Miankina, mifototra: Miompana amin'ny hevitra hoe "nateraka ho tsara ny olombelona" ny fampianaran'i Rous-seau, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0934